Jeremia 33:8 MG1865

8 Ary hodioviko ho afaka amin'ny helony rehetra izy, izay nanotany tamiko; Ka havelako ny helony rehetra, izay nanotany sy niodinany tamiko.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 33

Jereo Jeremia 33:8 amin'ny teny manodidina.