Jeremia 34:13 MG1865

13 Izao no lazain'i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely: Izaho efa nanao fanekena tamin'ny razanareo tamin'ny andro nitondrako azy nivoaka avy tany amin'ny tany Egypta hiala tamin'ny trano nahandevozana nanao hoe:

Vakio ny toko manontolo Jeremia 34

Jereo Jeremia 34:13 amin'ny teny manodidina.