Jeremia 34:18 MG1865

18 Ary hatolotro ny olona izay nivadika ny fanekeko ka tsy nahatana ny tenin'ny fanekena, izay nataony teo anatrehako fony nosasahiny ny ombilahy kely, ka nandeha teo anelanelan'ny tapany izy,

Vakio ny toko manontolo Jeremia 34

Jereo Jeremia 34:18 amin'ny teny manodidina.