Jeremia 34:2 MG1865

2 Izao no lazain'i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely: Mandehana, lazao amin'i Zedekia, mpanjakan'ny Joda, ka ambarao aminy hoe: Izao no lazain'i Jehovah: Indro, hatolotro eo an-tànan'ny mpanjakan'i Babylona ity tanàna ity, ka hodorany amin'ny afo izy;

Vakio ny toko manontolo Jeremia 34

Jereo Jeremia 34:2 amin'ny teny manodidina.