Jeremia 34:5 MG1865

5 fa amin'ny fiadanana no hahafatesanao, ary handoro zavatra ho fisaonana anao ny olona, tahaka ny nandoroany ho fisaonana ny razanao, dia ireny mpanjaka fahiny tany alohanao, ary hitomany anao ny olona hoe: Indrisy ry tompoko; fa Izaho no efa nilaza izany, hoy Jehovah.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 34

Jereo Jeremia 34:5 amin'ny teny manodidina.