Jeremia 35:18 MG1865

18 Ary ny taranak'i Rekaba dia nilazan'i Jeremia hoe: Izao no lazain'i Jehovah, Tompon'ny maro, Andriamanitry ny Isiraely: Noho ny nahatananareo ny hafatr'i Jonadaba razanareo sy ny nitandremanareo ny hafany rehetra ary ny nanaovanareo araka izay rehetra nanafarany anareo,

Vakio ny toko manontolo Jeremia 35

Jereo Jeremia 35:18 amin'ny teny manodidina.