Jeremia 36:16 MG1865

16 Ary rehefa reny ny teny rehetra, dia nifampijerijery tamin-tahotra izy, ka hoy izy tamin'i Baroka: Tsy maintsy holazainay amin'ny mpanjaka izany teny rehetra izany.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 36

Jereo Jeremia 36:16 amin'ny teny manodidina.