Jeremia 36:21 MG1865

21 Ary nirahin'ny mpanjaka Jehody haka ilay horonan-taratasy, dia nalainy tao amin'ny efi-tranon'i Elisama mpanoratra iny. Ary dia novakin'i Jehody teo anatrehan'ny mpanjaka sy ny mpanapaka rehetra izay nitsangana teo anatrehan'ny mpanjaka izany.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 36

Jereo Jeremia 36:21 amin'ny teny manodidina.