Jeremia 36:23 MG1865

23 Ary nony efa namaky toko telo na efatra Jehody, dia notapatapahin'ny mpanjaka tamin'ny antsipika ny horonan-taratasy ka natsipitsipiny teo anaty afo teo am-patana, mandra-pahalevon'ny afo azy rehetra teo am-patana.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 36

Jereo Jeremia 36:23 amin'ny teny manodidina.