28 Makà horonan-taratasy hafa koa indray ianao, ka soraty aminy ilay teny rehetra tamin'ny horonan-taratasy teo, dia ilay nodoran'i Joiakima, mpanjakan'ny Joda.
Vakio ny toko manontolo Jeremia 36
Jereo Jeremia 36:28 amin'ny teny manodidina.