Jeremia 36:3 MG1865

3 Angamba hoheverin'ny taranak'i Joda ny loza rehetra izay kasaiko hatao aminy, dia samy hiala amin'ny lalany ratsy avy izy, ka havelako ny helony sy ny fahotany.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 36

Jereo Jeremia 36:3 amin'ny teny manodidina.