Jeremia 36:30 MG1865

30 Koa izao no lazain'i Jehovah ny amin'i Joiakima, mpanjakan'ny Joda: Tsy hanana fara handimby eo amin'ny seza fiandrianan'i Davida izy; ary ny fatiny dia hariana ka hasian'ny hainandro amin'ny antoandro ary ny fanala amin'ny alina.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 36

Jereo Jeremia 36:30 amin'ny teny manodidina.