Jeremia 37:1 MG1865

1 Ary Zedekia mpanjaka, zanak'i Josia, dia nanjaka nandimby an'i Jekonia, zanak'i Joiakima, fa nampanjakain'i Nebokadnezara, mpanjakan'i Babylona, tao amin'ny tanin'ny Joda izy;

Vakio ny toko manontolo Jeremia 37

Jereo Jeremia 37:1 amin'ny teny manodidina.