Jeremia 38:11 MG1865

11 Ary Ebeda-meleka nitondra ny olona niaraka taminy, ka dia lasa nankany amin'ny tranon'ny mpanjaka eo ambanin'ny trano firaketana, ary naka lamba rovitra sy vorodamba tao izy, ka nampidininy tamin'ny mahazaka ho ao amin'ny lavaka izany ho ao amin'i Jeremia.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 38

Jereo Jeremia 38:11 amin'ny teny manodidina.