Jeremia 38:14 MG1865

14 Ary Zedekia mpanjaka naniraka naka an'i Jeremia mpaminany hankao aminy tao amin'ny fidirana fahatelo, izay ao an-tranon'i Jehovah. Dia hoy ny mpanjaka tamin'i Jeremia: Hanontany zavatra kely aminao aho, ka aza anafenana.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 38

Jereo Jeremia 38:14 amin'ny teny manodidina.