Jeremia 38:18 MG1865

18 fa raha tsy mivoaka hanatona ny mpanapaky ny mpanjakan'i Babylona kosa ianao, dia hatolotra eo an-tànan'ny Kaldeana ity tanàna ity, sady hodorany amin'ny afo izy, ary tsy ho afa-mandositra ny tànany ianao.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 38

Jereo Jeremia 38:18 amin'ny teny manodidina.