Jeremia 38:23 MG1865

23 Ny vadinao rehetra sy ny zanakao dia ho entina mivoaka ho any amin'ny Kaldeana; ary ianao tsy ho afa-mandositra ny tànany, fa ho azon'ny tanan'ny mpanjakan'i Babylona; ary noho ianao no handoroana ity tanàna ity amin'ny afo.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 38

Jereo Jeremia 38:23 amin'ny teny manodidina.