Jeremia 38:27 MG1865

27 Ary nankany amin'i Jeremia ny mpanapaka rehetra ka nanontany azy; dia nolazainy taminy araka izay teny rehetra nandidian'ny mpanjaka azy. Ary tsy niresaka taminy intsony ireo, ka dia tsy re ny raharaha.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 38

Jereo Jeremia 38:27 amin'ny teny manodidina.