Jeremia 38:7 MG1865

7 Ary Ebeda-meleka Etiopiana, tandapa anankiray tao amin'ny tranon'ny mpanjaka, raha nandre ny nandatsahany an'i Jeremia tao amin'ny lavaka (nipetraka teo amin'ny vavahadin'ny Benjamina ny mpanjaka androtr'iny),

Vakio ny toko manontolo Jeremia 38

Jereo Jeremia 38:7 amin'ny teny manodidina.