Jeremia 39:1 MG1865

1 Ary rehefa afaka Jerosalema (tamin'ny volana fahafolo tamin'ny taona fahasivy nanjakan'i Zedekia, mpanjakan'ny Joda, no nahatongavan'i Nebokadnezara, mpanjakan'i Babylona, sy ny miaramilany rehetra hamely an'i Jerosalema ka nanao fahirano azy;

Vakio ny toko manontolo Jeremia 39

Jereo Jeremia 39:1 amin'ny teny manodidina.