Jeremia 39:10 MG1865

10 Nefa ny olona malahelo izay tsy nanana na inona na inona kosa dia nisy ihany navelan'i Nebozaradana, lehiben'ny mpiambina, tao amin'ny tanin'ny Joda sady nomeny tanim-boaloboka sy tanimboly tamin'izany andro izany.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 39

Jereo Jeremia 39:10 amin'ny teny manodidina.