Jeremia 39:6 MG1865

6 Ary ny zanakalahin'i Zedekia dia novonoin'ny mpanjakan'i Babylona tao Ribla teo imason-drainy; ary ny manan-kaja rehetra tamin'ny Joda koa dia novonoin'ny mpanjakan'i Babylona.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 39

Jereo Jeremia 39:6 amin'ny teny manodidina.