Jeremia 4:14 MG1865

14 Ry Jerosalema, sasao ny fonao ho afaka amin'ny ratsy, mba hovonjena ianao! Mandra-pahoviana no hitoeran'ny hevi-dratsinao ao am-ponao?

Vakio ny toko manontolo Jeremia 4

Jereo Jeremia 4:14 amin'ny teny manodidina.