Jeremia 4:26 MG1865

26 Nojereko, ka, indro, ny saha mahavokatra aza efa tonga efitra, ary ny tanànany rehetra dia rava teo anatrehan'i Jehovah, dia teo anoloan'ny firehetan'ny fahatezerany.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 4

Jereo Jeremia 4:26 amin'ny teny manodidina.