Jeremia 4:31 MG1865

31 Fa efa nandre feo Aho tahaka ny vehivavy raha miteraka sy fidridridridriana tahaka ny vehivavy izay vao miteraka ny matoany, dia ny feon'i Ziona zanakavavy, izay misefosefo sady mamelatra ny tànany ka manao hoe: Lozako! Fa reraka ny aiko azon'ireo mpamono olona.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 4

Jereo Jeremia 4:31 amin'ny teny manodidina.