Jeremia 4:6 MG1865

6 Manangàna faneva manandrify an'i Ziona; Mandosira faingana, aza mijanona; Fa Izaho hahatonga loza sy fandringanana be avy any avaratra.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 4

Jereo Jeremia 4:6 amin'ny teny manodidina.