Jeremia 40:10 MG1865

10 Ary ny amiko, dia, indro, honina any Mizpa aho hanompo ny Kaldeana izay ho avy etỳ amintsika; fa ianareo dia manangona divay sy voankazo masaka fahavaratra ary diloilo, ka ataovy ao amin'ny fitehirizanareo, dia monena amin'izay tanàna nidiranareo.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 40

Jereo Jeremia 40:10 amin'ny teny manodidina.