Jeremia 41:5 MG1865

5 dia nisy valo-polo lahy avy tany Sekema sy Silo ary Samaria, izay samy mihara-bolom-bava, sady voatriatra ny fitafiany, ary voatetika ny tenany, nitondra fanatitra sy ditin-kazo mani-pofona teny an-tànany ho entina ao an-tranon'i Jehovah.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 41

Jereo Jeremia 41:5 amin'ny teny manodidina.