Jeremia 42:14 MG1865

14 fa manao hoe: Tsia; fa hankany amin'ny tany Egypta izahay, fa any no tsy hahitanay ady, na handrenesanay ny feon'ny anjomara na hahitanay mosary, ka dia any no honenanay,

Vakio ny toko manontolo Jeremia 42

Jereo Jeremia 42:14 amin'ny teny manodidina.