Jeremia 42:19 MG1865

19 Jehovah efa nilaza ny aminareo, ry sisa amin'ny Joda, hoe: Aza mankany Egypta ianareo; aoka ho fantatrareo tokoa fa efa nanariko androany ianareo.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 42

Jereo Jeremia 42:19 amin'ny teny manodidina.