Jeremia 42:21 MG1865

21 Ary efa nambarako taminareo androany; nefa tsy nihaino ny feon'i Jehovah Andriamanitrareo ianareo ny amin'izay zavatra nanirahany ahy ho aminareo.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 42

Jereo Jeremia 42:21 amin'ny teny manodidina.