Jeremia 43:12 MG1865

12 Ary handrehitra afo ao amin'ny tranon'ny andriamanitr'i Egypta Aho, ka dia hodorany sy hobaboiny ireo, ary hitafy ny tany Egypta izy toy ny fitafin'ny mpiandry ondry ny lambany; ary hiala any amin'ny fiadanana izy.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 43

Jereo Jeremia 43:12 amin'ny teny manodidina.