Jeremia 43:4 MG1865

4 Ary Johanana, zanak'i Karea, sy ny mpifehy ny miaramila rehetra ary ny vahoaka rehetra dia tsy nihaino ny feon'i Jehovah ny amin'ny honenany ao amin'ny tanin'ny Joda.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 43

Jereo Jeremia 43:4 amin'ny teny manodidina.