Jeremia 43:6 MG1865

6 dia ny lehilahy sy ny zaza amim-behivavy sy ny vehivavy zanak'andriana ary ny olona rehetra izay navelan'i Nebozaradana, lehiben'ny mpiambina, tao amin'i Gedalia, zanak'i Ahikama, zanak'i Safana, sy tao amin'i Jeremia mpaminany sy Baroka, zanak'i Neria

Vakio ny toko manontolo Jeremia 43

Jereo Jeremia 43:6 amin'ny teny manodidina.