14 Ary na sisa amin'ny Joda izay lasa nivahiny tany Egypta dia tsy hisy ho afa-mandositra ho tafaverina any amin'ny tanin'ny Joda, izay niriny hiverenana mba honenany, afa-tsy izay vitsy sendra afa-mandositra ihany.
Vakio ny toko manontolo Jeremia 44
Jereo Jeremia 44:14 amin'ny teny manodidina.