Jeremia 44:23 MG1865

23 Noho ny nandoroanareo ditin-kazo manitra sy ny nanotanareo tamin'i Jehovah, fa tsy nihaino ny feon'i Jehovah, na nandeha araka ny lalàny sy ny didiny ary ny teny vavolombelony ianareo, dia izany no nahatonga izao loza izao taminareo tahaka ny amin'izao anio izao,

Vakio ny toko manontolo Jeremia 44

Jereo Jeremia 44:23 amin'ny teny manodidina.