Jeremia 44:29 MG1865

29 Ary izao no famantarana ho anareo, hoy Jehovah, fa hovaliako eto amin'ity tany ity ianareo, mba hahafantaranareo fa tò tokoa ny teniko hahatonga loza aminareo:

Vakio ny toko manontolo Jeremia 44

Jereo Jeremia 44:29 amin'ny teny manodidina.