4 Ary naniraka ny mpaminany mpanompoko rehetra taminareo Aho, eny, nifoha maraina koa Aho ka naniraka azy hanao hoe: Masìna ianareo, aza manao izany fahavetavetana halako izany.
Vakio ny toko manontolo Jeremia 44
Jereo Jeremia 44:4 amin'ny teny manodidina.