Jeremia 44:6 MG1865

6 Ka dia naidina ny fahavinirako sy ny fahatezerako, eny, nandoro ny tanànan'ny Joda, sy ny teny amin'ny lalamben'i Jerosalema izany, ka dia rava sy lao ireny tahaka ny amin'izao anio izao.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 44

Jereo Jeremia 44:6 amin'ny teny manodidina.