Jeremia 45:1 MG1865

1 Ny teny izay nataon'i Jeremia mpaminany tamin'i Baroka, zanak'i Neria, fony izy nanoratra ireto teny ireto tamin'ny taratasy avy tamin'ny vavan'i Jeremia tamin'ny taona fahefatra nanjakan'i Joiakima, zanak'i Josia, mpanjakan'ny Joda, hoe:

Vakio ny toko manontolo Jeremia 45

Jereo Jeremia 45:1 amin'ny teny manodidina.