Jeremia 45:5 MG1865

5 Mitady zavatra lehibe ho anao va ianao? aza mitady izany! fa, indro, hahatonga loza ho amin'ny nofo rehetra Aho, hoy Jehovah; fa raha ny ainao dia homeko anao ho babonao ihany any amin'izay rehetra nalehanao.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 45

Jereo Jeremia 45:5 amin'ny teny manodidina.