Jeremia 46:14 MG1865

14 Ambaraonareo any Egypta, ary torio any Migdola, eny, torio any Memfisa sy Tapanesa, ka ataovy hoe: Mijoroa tsara ianao, ka miomàna; Fa mandringana manodidina anao ny sabatra.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 46

Jereo Jeremia 46:14 amin'ny teny manodidina.