Jeremia 46:26 MG1865

26 Ary hatolotro eo an-tànan'izay mitady ny ainy izy, dia eo an-tànan'i Nebokadnezara, mpanjakan'i Babylona, sy eo an-tànan'ny mpanompony; Ary aorian'izany, dia handry fahizay toy ny tamin'ny andro fahiny ihany izy, hoy Jehovah.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 46

Jereo Jeremia 46:26 amin'ny teny manodidina.