Jeremia 46:28 MG1865

28 Aza matahotra ianao, ry Jakoba mpanompoko, hoy Jehovah, fa momba anao Aho; Fa na dia levoniko aza ny firenena rehetra izay nandroahako anao, ianao tsy mba holevoniko, nefa kosa mba hanariko araka ny antonony ihany ianao, fa tsy dia havelako fotsiny.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 46

Jereo Jeremia 46:28 amin'ny teny manodidina.