Jeremia 46:8 MG1865

8 Egypta mizotra tahaka an'i Neily, ary ny onjany misamboaravoara toy ny renirano, ary hoy izy: Hizotra aho ka hanafotra ny tany; Haringako ny tanàna sy ny mponina ao aminy.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 46

Jereo Jeremia 46:8 amin'ny teny manodidina.