Jeremia 48:15 MG1865

15 Rava Moaba, fa ny tanànany dia efa nanihina. Ary ny zatovony voafantina efa nidina ho any amin'ny famonoana. Hoy ny Mpanjaka, Jehovah, Tompon'ny maro, no anarany.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 48

Jereo Jeremia 48:15 amin'ny teny manodidina.