Jeremia 48:18 MG1865

18 Ry Dibona, zanakavavy mponina, midina miala amin'ny voninahitrao, ka mitoera ao amin'ny tany mangentana, fa ilay mandringana an'i Moaba dia miakatra mamely anao sady mandrava ny fiarovanao.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 48

Jereo Jeremia 48:18 amin'ny teny manodidina.