Jeremia 48:36 MG1865

36 Ary noho izany ny foko dia mitomany manao feon-tsodina noho ny amin'i Moaba, ary ny foko mitomany manao feon-tsodina noho ny amin'ny mponina ao Kira-haresa. Eny, noho izany dia levona ny harena be izay nohariny.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 48

Jereo Jeremia 48:36 amin'ny teny manodidina.