Jeremia 48:40 MG1865

40 Fa izao no lazain'i Jehovah: Indro, hanidina toy ny voromahery izy ka hamelatra ny elany hipaoka an'i Moaba.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 48

Jereo Jeremia 48:40 amin'ny teny manodidina.