1 Ny amin'ny taranak'i Amona, Izao no lazain'i Jehovah: Moa tsy manan-janakalahy va Isiraely? Ary tsy manan-kandova va izy? Koa nahoana Gada no lasan'ny mpanjakany, ary ny vahoakany monina ao amin'ny tanànany?
Vakio ny toko manontolo Jeremia 49
Jereo Jeremia 49:1 amin'ny teny manodidina.